1 Chronicles 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mponina tao Jebosa tamin’i Davida: Tsy ho tafiditra ato ianao. Kanjo azon’i Davida ihany ny manda fiarovana, dia i Ziona izay Tanànan’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny mponina tao Jebosa tamin’i Davida: «Tsy ho tafiditra eto ianao.» Afak’i Davida ihany anefa ny trano mimandan’i Siôna: izany no tanànan’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo mponina tao Jebosa tamin’i Davida: –Tsy ho tafiditra ato an-tanànanay ianao! Kanjo azon’i Davida ihany ny tanànamimanda, dia i Tsiôna izay hatao hoe « Tanànan’i Davida ».
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mponina tao Jebosa tamin'i Davida: Tsy ho tafiditra eto ianao. Kanjo afak'i Davida ihany ny batery fiarovana, dia Ziona (Tanànan'i Davida izany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mponina tao Jebosa tamin’i Davida: Tsy ho tafiditra ato ianao. Kanjo azon’i Davida ihany ny manda fiarovana, dia i Ziona* izay Tanànan’i Davida.
malagasy
Ary hoy ny mponina tao Jebosa tamin'i Davida: Tsy ho tafiditra eto ianao. Kanjo afak'i Davida ihany ny batery fiarovana, dia Ziona (Tanànan'i Davida izany).