1 Chronicles 11:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitoetra tao anatin’ny manda fiarovana i Davida ka izany no nanaovana ny anarany hoe Tanànan’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitoetra tao anatin’ny trano mimanda i Davida, ka izany no niantsoana azy hoe: tanànan’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nipetraka tao amin’ilay tanànamimanda i Davida, koa izany no niantsoana azy hoe «Tanànan’i Davida».
Malagasy Bible 1865
Dia nitoetra tao anatin'ny batery fiarotana Davida, ka izany no nanaovana ny anarany hoe Tanànan'i Davida
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitoetra tao anatin’ny manda fiarovana i Davida ka izany no nanaovana ny anarany hoe Tanànan’i Davida.
malagasy
Dia nitoetra tao anatin'ny batery fiarotana Davida, ka izany no nanaovana ny anarany hoe Tanànan'i Davida