1 Chronicles 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanorina ny manodidina ny tanàna hatrany Milo izy; dia nanorina ny sisa tamin’ny tanàna indray i Joaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanorina ny tanàna tamin’ny manodidina hatrany i Melao sy ny eny akaiky eny izy, ary i Jôaba namboatra ny sisa tamin’ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia narafitr’i Davida ny tanàna manodidina, manomboka hatreo Milao ka miafara amin’ny trano fonenany; fa i Jôaba kosa no nanamboatra ny sisa tamin’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nandrafitra ny manodidina ny tanàna hatrany Milo izy; ary Joaba nampamboatra ny sisa tamin'ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanorina ny manodidina ny tanàna hatrany Milo izy; dia nanorina ny sisa tamin’ny tanàna indray i Joaba.
malagasy
Ary nandrafitra ny manodidina ny tanàna hatrany Milo izy; ary Joaba nampamboatra ny sisa tamin'ny tanàna.[Heb. fiarovana]