1 Chronicles 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nisandratra hatrany i Davida, satria Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no nomba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nandroso nihalehibe ihany i Davida, ary nomban’i Iavehn’ny tafika izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nihanatanjaka hatrany i Davida, satria ny TOMPOn’izao rehetra izao no niaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Koa dia nandroso nihalehibe Davida; fa Jehovah, Tompon'ny maro, no nomba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nisandratra hatrany i Davida, satria Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no nomba azy.
malagasy
Koa dia nandroso nihalehibe Davida; fa Jehovah, Tompon'ny maro, no nomba azy.