1 Chronicles 12:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao avy ny olona nankany amin’i Davida tany Ziklaga, fony izy mbola niery an’i Saoly, zanak’i Kisy; izy ireo dia isan’ny lehilahy mahery mpanampy amin’ny ady
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fony i Davida tsy maintsy mbola nitoetra lavitra ny tavan’i Saola zanak’i Kisa, dia ireto no tonga nankeo aminy tao Sikelega; anisan’ny mahery nanampy azy nandritra ny ady izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto kosa ny olona tonga tany amin’i Davida tao Tsiklaga fony izy mbola niery an’i Saoly, zanakalahin’i Kisy; izy ireo dia lehilahy mahery mpanampy an’i Davida amin’ny ady,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no nankany amin'i Davida tany Ziklaga, fony izy mbola niery an'i Saoly, zanak'i Kisy; ary isan'ny lehilahy mahery mpanampy amin'ny ady ireo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao avy ny olona nankany amin’i Davida tany Ziklaga, fony izy mbola niery an’i Saoly, zanak’i Kisy; izy ireo dia isan’ny lehilahy mahery mpanampy amin’ny ady
malagasy
[Ny lehilahy mahery izay nanatona an'i Davida, fony izy mbola nenjehin'i Saoly] Ary izao no nankany amin'i Davida tany Ziklaga, fony izy mbola niery an'i Saoly, zanak'i Kisy; ary isan'ny lehilahy mahery mpanampy amin'ny ady ireo