1 Chronicles 12:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Mismana no fahefatra, i Jeremia no fahadimy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Eliaba no fahatelo, i Maamanà no fahefatra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miisa 11 ry zareo: dia i Hezera sy i Hôbadià, i Eliaba sy i Mismanà, i Jeremià sy i Hatahy, i Eliela sy i Jôhanàna mbamin’i Elzabada sy i Jeremià ary i Makbanay.
Malagasy Bible 1865
Mismana no fahefatra, Jeremia no fahadimy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Mismana no fahefatra, i Jeremia no fahadimy,
malagasy
Mismana no fahefatra, Jeremia no fahadimy,