1 Chronicles 12:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no isan’ny taranak’i Gada sady samy mpifehy miaramila; ny kely indrindra dia naharesy olona zato, ary ny lehibe indrindra dia naharesy olona arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taranak’i Gada izy ireo, lehiben’ny foloalindahy, ny iray kely indrindra aminy maharesy zato lahy; ary ny iray lehibe indrindra, maharesy arivo lahy.
Malagasy Bible 1865
Ireo no isan'ny taranak'i Gada sady samy mpifehy miaramila; ny kely indrindra naharesy olona zato, ary ny lehibe indrindra naharesy arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no isan’ny taranak’i Gada sady samy mpifehy miaramila; ny kely indrindra dia naharesy olona zato, ary ny lehibe indrindra dia naharesy olona arivo.
malagasy