1 Chronicles 12:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no nita an’i Jordana tamin’ny volana voalohany, fony nihoatra ny morony rehetra io; ary nampandositra izay rehetra teny amin’ny lohasaha na atsinanana na andrefana ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo no nita an’i Jordany, tamin’ny volana voalohany, fony izy nihoatra ny morony rehetra, ka nampandositra ny mponina rehetra teny amin’ny lohasaha na any atsinanana na any andrefana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpitari-tafika ireo avy amin’ny taranak’i Gada ireo ka ny kely indrindra aminy dia mahatoraka ny zato lahy, ary ny lehibe aminy mahatoraka ny arivo.
Malagasy Bible 1865
Ireo no nita an'i Jordana tamin'ny volana voalohany, fony iny nihoatra ny morony rehetra; ary nampandositra izay rehetra teny amin'ny lohasaha na atsinanana na andrefana ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no nita an’i Jordana tamin’ny volana voalohany, fony nihoatra ny morony rehetra io; ary nampandositra izay rehetra teny amin’ny lohasaha na atsinanana na andrefana ireo.
malagasy
Ireo no nita an'i Jordana tamin'ny volana voalohany, fony iny nihoatra ny morony rehetra; ary nampandositra izay rehetra teny amin'ny lohasaha na atsinanana na andrefana ireo.