1 Chronicles 12:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy tamin’ny taranak’i Benjamina sy Joda nankany amin’i Davida tany amin’ny fialofana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy nanatona an’i Davida tany amin’ny toerana mimanda kosa ny taranak’i Benjamina sy i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy ireo no niampita an’i Jôrdàna tamin’ny volana voalohany amin’ny taona, raha iny mbola nihoatra iny avokoa ny morony, ka nampandositra ny mponina rehetra teny amin’ny lohasaha atsinanana sy andrefana.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy tamin'ny taranak'i Benjamina sy Joda nankany amin'i Davida tany amin'ny fiarovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy tamin’ny taranak’i Benjamina sy Joda nankany amin’i Davida tany amin’ny fialofana.
malagasy
Ary nisy tamin'ny taranak'i Benjamina sy Joda nankany amin'i Davida tany amin'ny fiarovana.