1 Chronicles 12:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady mpitondra tsipìka ka nahay nanavia sy nanavanana raha nitora-bato na nandefa tsipìka. Isan’ny Benjaminita, rahalahin’i Saoly, ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpandefa tsipìka zatra manavia manavanana raha mandefa vato, zatra mandefa zana-tsipìka amin’ny tsipìkany; avy amin’ny rahalahin’i Saola, amin’i Benjamina:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady mpitondra tsipìka sy antsamotady ka mahay manavia sy manavanana raha mandefa vato sy zana-tsipîka. Ireto ny avy amin’ny tarik’i Saoly, anisan’ny fokon’i Benjamîna:
Malagasy Bible 1865
sady mpitondra tsipìka ka nahay nanavia sy nanavanana raha nitora-bato na nandefa tsipìka. Isan'ny Benjamita, rahalahin'i Saoly, ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady mpitondra tsipìka ka nahay nanavia sy nanavanana raha nitora-bato na nandefa tsipìka. Isan’ny Benjaminita, rahalahin’i Saoly, ireo.
malagasy
sady mpitondra tsipìka ka nahay nanavia sy nanavanana raha nitora-bato na nandefa tsipìka. Isan'ny Benjamita, rahalahin'i Saoly, ireo.