1 Chronicles 12:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nankany Ziklaga i Davida dia nisy tamin’ny Manase nanatona azy, dia i Adna, i Jozabada, i Jediaela, i Mikaela, i Jozabada, i Eliho ary i Ziletahy, mpifehy arivo tamin’ny Manase.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha niverina tany Sikelega izy dia nisy olona avy amin’i Manase, nanatona azy: i Ednasa, i Jôzabada, i Jedihela, i Mikaela, i Jôzadaba, i Eliò ary i Sabataì, tomponarivo amin’i Manase ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy avy amin’ny fokon’i Manase lasa nikambana tamin’i Davida fony izy nomba ny Filistinina mba hiady amin’i Saoly; saingy tsy nanampy ny Filistinina ry i Davida, satria rehefa nifampidinika ny andrianan’ny Filistinina dia nampiverina azy, fa hoy ireo hoe: «Hikambana amin’i Saoly tompony i Davida, ka hanolotra antsika aminy ».
Malagasy Bible 1865
Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin'ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediada sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin'ny Manase.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nankany Ziklaga i Davida dia nisy tamin’ny Manase nanatona azy, dia i Adna, i Jozabada, i Jediaela, i Mikaela, i Jozabada, i Eliho ary i Ziletahy, mpifehy arivo tamin’ny Manase.
malagasy
Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin'ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediada sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin'ny Manase.