1 Chronicles 12:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy ireo dia nanampy an’i Davida hamely ny mpanafika; fa lehilahy mahery avokoa izy ireo sady mpitari-tafika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanampy an’i Davida hamely ny andian-jirika izy ireo, fa samy lehilahy mahery ka tonga lehibe tamin’ny foloalindahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha niverina ho any Tsiklaga iny i Davida no tonga nikambana taminy kosa ireo olona anisan’ny fokon’i Manase, dia i Hadnà sy i Jôzabada, i Jedihaela sy i Mikaela mbamin’i Jôzakara sy i Elihò ary i Tsiletahy izay samy mpifehy arivo tao amin’i Manase.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo dia nanampy an'i Davida hamely ny antokon'ny jirika; fa lehilahy mahery avokoa izy sady komandy amin'ny miaramila.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy ireo dia nanampy an’i Davida hamely ny mpanafika; fa lehilahy mahery avokoa izy ireo sady mpitari-tafika.
malagasy
Ary ireo dia nanampy an'i Davida hamely ny antokon'ny jirika; fa lehilahy mahery avokoa izy sady komandy amin'ny miaramila.