1 Chronicles 12:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany dia nisy nankany amin’i Davida isanandro isanandro hanampy azy mandra-pahatongany ho toby lehibe toy ny tobin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa isan’andro isan’andro no nisy olona tao amin’i Davida hamangy azy, mandra-pahatongany ho tafika lehibe toy ny tafik’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanampy ny andian-tafik’i Davida ireo satria lehilahy mahery avokoa, ary nanjary komandy tao amin’ny tafiny.
Malagasy Bible 1865
Fa tamin'izany nisy nankany amin'i Davida isan'andro isan'andro hanampy azy mandra-pahatongany ho toby lehibe toy ny tobin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany dia nisy nankany amin’i Davida isanandro isanandro hanampy azy mandra-pahatongany ho toby lehibe toy ny tobin’Andriamanitra.
malagasy
Fa tamin'izany nisy nankany amin'i Davida isan'andro isan'andro hanampy azy mandra-pahatongany ho toby lehibe toy ny tobin'Andriamanitra.