1 Chronicles 12:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taranak’i Joda dia valonjato sy enina arivo, mpitondra ampinga lehibe sy lefona sady efa voaomana hiady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taranak’i Jodà, 6.800 lahy mitondra ampinga aman-defona, hary fiadiana mba hiady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no isan’ny vatan-dehilahy vonona hiady izay tonga tany amin’i Davida tao Hebrôna mba hamindra aminy ny fanjakàn’i Saoly araka ny baikon’ny TOMPO:
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taranak'i Joda, valon-jato amby enina arivo, mpitondra ampinga lehibe sy lefona sady efa voaomana hiady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taranak’i Joda dia valonjato sy enina arivo, mpitondra ampinga lehibe sy lefona sady efa voaomana hiady.
malagasy
Tamin'ny taranak'i Joda, valon-jato amby enina arivo, mpitondra ampinga lehibe sy lefona sady efa voaomana hiady.