1 Chronicles 12:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taranak’i Simeona dia zato sy fito arivo, lehilahy mahery sady matanjaka amin’ny ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taranak’i Simeôna, 7.100 lahy, samy lehilahy mahery an’ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taranak’i Joda, dia nisy 6 800 lahy mpitondra ampinga sy lefona sady vonona hiady.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taranak'i Simeona, zato amby fito arivo, lehilahy mahery sady matanjaka amin'ny ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taranak’i Simeona dia zato sy fito arivo, lehilahy mahery sady matanjaka amin’ny ady.
malagasy
Tamin'ny taranak'i Simeona, zato amby fito arivo, lehilahy mahery sady matanjaka amin'ny ady.