1 Chronicles 12:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taranak’i Levy dia eninjato sy efatra arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taranak’i Levì, 4.600 lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny i Simehôna, dia nisy 7 100 lahy maherifo an’ady.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taranak'i Levy, enin-jato amby efatra arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taranak’i Levy dia eninjato sy efatra arivo.
malagasy
Tamin'ny taranak'i Levy, enin-jato amby efatra arivo.