1 Chronicles 12:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jehoiada, lehiben’ny Aronita, dia nisy fitonjato sy telo arivo niaraka taminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jôiadà lehiben’ny taranak’i Aarôna, ary 3.700 lahy no niaraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taranak’i Levỳ, dia nisy 4 600 lahy,
Malagasy Bible 1865
Ary Joiada dia lehiben'ny Aronita, ary nisy fiton-jato amby telo arivo teo aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jehoiada, lehiben’ny Aronita, dia nisy fitonjato sy telo arivo niaraka taminy;
malagasy
Ary Joiada dia lehiben'ny Aronita, ary nisy fiton-jato amby telo arivo teo aminy;