1 Chronicles 12:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Zadoka, zatovo mahery, sy ny fianakaviany, dia mpifehy roa amby roapolo lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Sadôka zatovo mahery mbamin’ny fianakavian-drainy, dia filohany 22.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niampy an’i Jôiadà, filohan’ny taranak’i Aharôna, niaraka tamin’ny 3 700 lahy,
Malagasy Bible 1865
ary Zadoka, zatovo mahery, sy ny fianakaviany, dia roa amby roa-polo lahy mpifehy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Zadoka, zatovo mahery, sy ny fianakaviany, dia mpifehy roa amby roapolo lahy.
malagasy
ary Zadoka, zatovo mahery, sy ny fianakaviany, dia roa amby roa-polo lahy mpifehy.

Recommended Reading