1 Chronicles 12:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taranak’i Benjamina, havan’i Saoly, dia telo arivo; fa hatramin’izany ny ankamaroany dia mbola nanao fanompoana tao an-tranon’i Saoly ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny taranak’i Benjamina, rahalahin’i Saola, 3.000 lahy; fa ny ankabeazan’ireo, hatramin’izay, mbola niraiki-po tamin’ny fianakavian’i Saola ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy niampy an’i Tsadôka, tovolahy maherifo, niaraka tamin’ny 22 lahy samy filoha teo amin’ny fianakavian-drainy.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taranak'i Benjamina, havan'i Saoly, telo arivo; fa hatramin'izany ny ankamaroany mbola nomba ny mpianakavin'i Saoly ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taranak’i Benjamina, havan’i Saoly, dia telo arivo; fa hatramin’izany ny ankamaroany dia mbola nanao fanompoana tao an-tranon’i Saoly ihany.
malagasy
Ary tamin'ny taranak'i Benjamina, havan'i Saoly, telo arivo; fa hatramin'izany ny ankamaroany mbola nomba ny mpianakavin'i Saoly ihany.