1 Chronicles 12:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lohany dia i Ahiezera, i Joasy, zanak’i Sema gibeatita; i Jeziela, i Peleta zanak’i Azmaveta; i Beraka, i Jeho anatotita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Ahisera no lohany, dia i Jôasa zanak’i Samaà any Gabaà, i Jaziela sy i Faleta zanak’i Azmôta, i Barakà, i Jehò avy any Anatôta;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Ahihezera, filohany, sy i Joasy rahalahiny, zanakalahin’i Semahà avy any Gibehà; i Jeziela sy i Peleta, zanakalahin’i Hazmavety; i Berekià sy i Jehò, avy any Hanatôta;
Malagasy Bible 1865
Ny lohany dia Ahiezera sy Joasy, zanak'i Sema Gibeatita, sy Jeziela sy Peleta zanak'i Azmaveta, ary Beraka sy Jeho Anatotita
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lohany dia i Ahiezera, i Joasy, zanak’i Sema gibeatita; i Jeziela, i Peleta zanak’i Azmaveta; i Beraka, i Jeho anatotita,
malagasy
Ny lohany dia Ahiezera sy Joasy, zanak'i Sema Gibeatita, sy Jeziela sy Peleta zanak'i Azmaveta, ary Beraka sy Jeho Anatotita