1 Chronicles 12:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taranak’i Efraima dia valonjato sy roa alina, lehilahy mahery avokoa sady samy nalaza tamin’ny fianakaviany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taranak’i Efraima, 20.800, samy lehilahy mahery sy malaza any amin’ny fianakavian-drainy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taranak’i Benjamîna, mpiray foko amin’i Saoly, dia nisy telo arivo lahy; ka ny ankamaroan’ireo, talohan’izao, dia mpikarakara ny ankohonan’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taranak'i Efraima dia valon-jato amby roa alina, lehilahy mahery avokoa sady samy nalaza tamin'ny fianakaviany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taranak’i Efraima dia valonjato sy roa alina, lehilahy mahery avokoa sady samy nalaza tamin’ny fianakaviany avy.
malagasy
Ary tamin'ny taranak'i Efraima dia valon-jato amby roa alina, lehilahy mahery avokoa sady samy nalaza tamin'ny fianakaviany avy.