1 Chronicles 12:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase dia valo arivo sy iray alina izay notononina anarana no avy hampanjaka an’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny antsasa-pokon’i Manase 18.000, voatendry tamin’ny anarany no avy hampanjaka an’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taranak’i Efraîma, dia nisy 20 800 lahy, samy maherifo sady nalaza teo amin’ny fianakaviany avy.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia valo arivo amby iray alina, izay notononina anarana ho avy hampanjaka an'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase dia valo arivo sy iray alina izay notononina anarana no avy hampanjaka an’i Davida.
malagasy
Ary tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia valo arivo amby iray alina, izay notononina anarana ho avy hampanjaka an'i Davida.