1 Chronicles 12:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taranak’Isakara dia roanjato no lehibeny; samy nahay namantatra tsara izay fotoana mety ka nahafantatra izay tokony hataon’ny Israely, ary ny rahalahiny rehetra dia nanaraka ny teniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy tamin’ny taranak’i Isakara izay nahafantatra ny andro hahalalana ny tokony hataon’i Israely, 200 lahy samy lohany, mbamin’ny rahalahiny rehetra ambany fahefany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase, dia nisy 18 000 lahy izay notsongaina anarana mba handeha hampanjaka an’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taranak'Isakara dia roanjato no lohany, samy nahay namantatra tsara izay fotoana mety ka nahalala izay lokony hataon'ny Isiraely; ary ny rahalahiny rehetra nanaraka ny teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taranak’Isakara dia roanjato no lehibeny; samy nahay namantatra tsara izay fotoana mety ka nahafantatra izay tokony hataon’ny Israely, ary ny rahalahiny rehetra dia nanaraka ny teniny.
malagasy
Ary tamin'ny taranak'Isakara dia roanjato no lohany, samy nahay namantatra tsara izay fotoana mety ka nahalala izay lokony hataon'ny Isiraely; ary ny rahalahiny rehetra nanaraka ny teniny.