1 Chronicles 12:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo sy telo alina amin’ampinga lehibe sy lefona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’i Neftalì, filohany 1.000; ary 37.000 mitondra ampinga sy lefona, no niaraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’i Zebolòna, dia nisy miaramila 50 000, zatra ady sy vonon-kiantafika, nirongo fiadiana isan-karazany sady afaka miara-mientana tsara.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo amby telo alina amin'ampinga lehibe sy lefona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo sy telo alina amin’ampinga lehibe sy lefona.
malagasy
Ary tamin'ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo amby telo alina amin'ampinga lehibe sy lefona.