1 Chronicles 12:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny Danita dia eninjato sy valo arivo sy roa alina izay voalahatra hiady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny Danita 28.600 lahy vonon-kiady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’i Naftalỳ, dia nisy manamboninahitra arivo lahy arahin’ny miaramilany 37 000 nirongo ampinga sy lefona.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny Danita dia enin-jato amby valo arivo sy roa alina izay nahay niady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny Danita dia eninjato sy valo arivo sy roa alina izay voalahatra hiady.
malagasy
Ary tamin'ny Danita dia enin-jato amby valo arivo sy roa alina izay nahay niady.