1 Chronicles 12:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny Asera dia efatra alina izay azo nalefa hanafika sady vonona hiady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’i Asera 40.000, samy azo alefa amin’ny tafika sy vonon-kiady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’i Dana, dia nisy 28 600 lahy, vonon-kiantafika.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny Asera, efatra alina izay azo nalefa hanafika sady nahay niady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny Asera dia efatra alina izay azo nalefa hanafika sady vonona hiady.
malagasy
Ary tamin'ny Asera, efatra alina izay azo nalefa hanafika sady nahay niady.