1 Chronicles 12:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary avy tany andafin’i Jordana, tamin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, dia nisy roa alina sy iray hetsy nitana fiadiana isan-karazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny avy any an-dafin’i Jordany, amin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasa-pokon’i Manase, 120.000 lahy, hary fitaovana enti-miady tsara mihitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’i Asera, dia nisy miaramila 40 000, zatra ady sy vonon-kiantafika.
Malagasy Bible 1865
Ary avy tany an-dafin'i Jordana, tamin'ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen'i Manase, nisy roa alina amby iray hetsy nitana fiadiana samy hafa rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary avy tany andafin’i Jordana, tamin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, dia nisy roa alina sy iray hetsy nitana fiadiana isan-karazany.
malagasy
Ary avy tany an-dafin'i Jordana, tamin'ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen'i Manase, nisy roa alina amby iray hetsy nitana fiadiana samy hafa rehetra.