1 Chronicles 12:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay teo akaikiny koa hatramin’ny Isakara sy ny Zebolona ary ny Naftaly dia samy nampitondra hanina samihafa noentin’ny boriky sy rameva ary ampondra sy omby, dia koba, mofo aviavy, voaloboka maina, divay, diloilo ary omby sy ondry aman’osy betsaka koa, fa nisy fifaliana tamin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na dia izay nitoetra anilany aza hatramin’i Isakara sy i Zabolôna ary i Neftalì samy nampitondra hanina, nentin’ny ampondra aman-drameva mbamin’ny omby sy ny mole, dia lafarina, ampempan’aviavy maina amam-boaloboka maina, divay, diloilo, omby aman’ondry sesehena, satria nisy fifaliana tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nijanona telo andro tao Hebrôna niaraka tamin’i Davida ireo miaramila ka nihinana sy nisotro izay efa nomanin’ireo havany ho azy.
Malagasy Bible 1865
Ary izay teo akaikiny koa hatramin'ny Isakara sy ny Zebolona ary ny Naftaly dia samy nampitondra hanina samy hafa nentin'ny boriky sy rameva sy ampondra ary omby, dia koba sy ampempan'aviavy sy voaloboka maina sy divay sy diloilo, ary omby sy ondry aman'osy betsaka koa; fa nisy fifaliana tamin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay teo akaikiny koa hatramin’ny Isakara sy ny Zebolona ary ny Naftaly dia samy nampitondra hanina samihafa noentin’ny boriky sy rameva ary ampondra sy omby, dia koba, mofo aviavy, voaloboka maina, divay, diloilo ary omby sy ondry aman’osy betsaka koa, fa nisy fifaliana tamin’ny Israely.
malagasy