1 Chronicles 12:41 — Compare Translations

1 translations compared side by side

Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankoatra izany koa, ny olona avy amin’ny faritany akaiky, ary hatrany amin’i Jisakara sy Zebolòna ary i Naftalỳ aza, dia nitondra sakafo ho azy ireo tamin’ny boriky sy rameva ary molè sy omby; dia koba lafarinina, mofo aviavy, voaloboka maina, divay, menaka, ary omby sy ondry aman’osy betsaka koa; satria nisy firavoravoana tao Israely.