1 Chronicles 12:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Ezera no voalohany, i Obadia no faharoa, i Eliaba no fahatelo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Ezera no lohany, i Obdiasa no faharoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy koa olona avy amin’ny fokon’i Gada, niendaka hanatona an’i Davida tao amin’ny toby fiarovana tany an-taniefitra. Izy ireo dia lehilahy maherifo, miaramila mahay miady sady zatra mampiasa ampinga sy lefona: masiaka toy ny liona no fahitana azy, ary faingam-pandeha toy ny gazela eny an-tendrombohitra.
Malagasy Bible 1865
Ezera no voalohany, Obadia no faharoa, Eliaba no fahatelo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Ezera no voalohany, i Obadia no faharoa, i Eliaba no fahatelo,
malagasy
Ezera no voalohany, Obadia no faharoa, Eliaba no fahatelo,