1 Chronicles 13:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naka saina tamin’ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato, dia ny mpifehy rehetra i Davida
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Davida niara-nihevitra tamin’ny tomponarivo sy ny tompon-jato ary ny mpifehy rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niarahan’i Davida nihevi-draharaha ny komandin-tafika mifehy arivo na mifehy zato ary ny mpanapaka rehetra;
Malagasy Bible 1865
Ary Davida naka saina tamin'ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato, dia ny mpifehy rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naka saina tamin’ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato, dia ny mpifehy rehetra i Davida
malagasy
[Ny namindrana ny fiara niala tao Kiriata-jearima, sy ny nitoerany tao an-tranon'i Obed-edoma] Ary Davida naka saina tamin'ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato, dia ny mpifehy rehetra,