1 Chronicles 13:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary natahotra an’Andriamanitra i Davida tamin’izany andro izany ka nilaza hoe: Amin’ny fomba ahoana no hitondrako ny vata misy ny faneken’Andriamanitra ho atỳ amiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natahotra an’Andriamanitra i Davida tamin’izay andro izay, ka nanao hoe: «Hataoko ahoana no fampiditra ny fiaran’Andriamanitra ho ao amiko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natahotra an’Andriamanitra i Davida tamin’izany andro izany ka nanao hoe: –Fomba ahoana no hitondrako ho atỳ amiko ny Vatamasin’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Ary Davida natahotra an'Andriamanitra tamin'izany andro izany ka nanao hoe: Nahoana aho no hitondra ny fiaran'Andriamanitra ho atỳ amiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary natahotra an’Andriamanitra i Davida tamin’izany andro izany ka nilaza hoe: Amin’ny fomba ahoana no hitondrako ny vata misy ny faneken’Andriamanitra ho atỳ amiko?
malagasy
Ary Davida natahotra an'Andriamanitra tamin'izany andro izany ka nanao hoe: Nahoana aho no hitondra ny fiaran'Andriamanitra ho atỳ amiko?