1 Chronicles 13:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nipetraka telo volana tao amin’ny ankohonan’i Obeda-Edoma tao an-tranony ny vata misy ny faneken’Andriamanitra; dia notahin’NY TOMPO ny ankohonan’i Obeda-Edoma sy izay rehetra nananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nipetraka telo volana tao amin’ny ankohonan’i Obededôma tao an-tranony, ny fiaran’Andriamanitra; ary nambinin’i Iaveh ny ankohonan’i Obededôma mbamin’ny ananany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Telo volana no nipetrahan’ny vatamasin’Andriamanitra niaraka tamin’ny ankohonan’i Hôbeda-Edôma, tanaty efitrano voatokana ho azy; ary dia notahîn ’ny TOMPO ny ankohonan’i Hôbeda-Edôma sy izay rehetra fananany.
Malagasy Bible 1865
Ary nipetraka telo volana tao amin'ny ankohonan'i Obed-edoma tao an-tranony ny fiaran'Andriamanitra; ka dia notahin'i Jehovah ny ankohonan'i Obed-edoma sy izay rehetra nananany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nipetraka telo volana tao amin’ny ankohonan’i Obeda-Edoma tao an-tranony ny vata misy ny faneken’Andriamanitra; dia notahin’NY TOMPO ny ankohonan’i Obeda-Edoma sy izay rehetra nananany.
malagasy
Ary nipetraka telo volana tao amin'ny ankohonan'i Obed-edoma tao an-tranony ny fiaran'Andriamanitra; ka dia notahin'i Jehovah ny ankohonan'i Obed-edoma sy izay rehetra nananany.