1 Chronicles 13:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka haverintsika atỳ amintsika indray ny vata misy ny faneken’Andriamanitsika; fa tsy nahoantsika izy io tamin’ny andron’i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy hitondrantsika ho atỳ amintsika indray ny fiaran’Andriamanitra, fa tsy nahoantsika akory izany tamin’ny andron’i Saola.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia halaintsika ho atỳ amintsika indray ny Vatamasina mirakitra ny Fanekempihavanan ’ilay Andriamanitsika, satria tsy nahoantsika izany tamin’ny andron’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ho entintsika atỳ amintsika indray ny fiaran'Andriamanitsika; fa tsy nahoantsika tamin'ny andron'i Saoly izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aoka haverintsika atỳ amintsika indray ny vata misy ny faneken’Andriamanitsika; fa tsy nahoantsika izy io tamin’ny andron’i Saoly.
malagasy
Ary aoka ho entintsika atỳ amintsika indray ny fiaran'Andriamanitsika; fa tsy nahoantsika tamin'ny andron'i Saoly izany.