1 Chronicles 13:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona rehetra izay tafangona dia nanaiky hanatanteraka izany, satria marina teo imason’ny olona rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasain’ny fiangonana rehetra natao izany, satria noheverina ho tsara teo imason’ny vahoaka rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niombon-kevitra ny olona rehetra tafangona teo fa hanao araka izany satria teo imason’ny vahoaka rehetra dia mitombina ny fikasana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona rehetra izay tafangona dia nanaiky hanao izany, satria marina teo imason'ny olona rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona rehetra izay tafangona dia nanaiky hanatanteraka izany, satria marina teo imason’ny olona rehetra izany.
malagasy
Ary ny olona rehetra izay tafangona dia nanaiky hanao izany, satria marina teo imason'ny olona rehetra izany.