1 Chronicles 13:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novorin’i Davida ny Israely rehetra hatrany Sihora any Ejipta ka hatrany akaikin’i Hamata haka ny vata misy ny faneken’Andriamanitra avy any Kiriata-Jearima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa novorin’i Davida i Israely rehetra, hatramin’ny Sihora any Ejipta, ka hatrany amin’ny hadilalan’i Emata, haka ny fiaran’Andriamanitra avy any Kariatiarima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novorin’i Davida i Israely lafy valo, manomboka amin’ny sisin-tanin’i Ejipta ka hatrany Lebô-Hamàta, mba handeha haka ny Vatamasina, any Kiriata-Jeharima.
Malagasy Bible 1865
Dia novorin'i Davida ny Isiraely rehetra hatrany Sihora any Egypta ka hatrany akaikin'i Hamata haka ny fiaran'Andriamanitra avy any Kiriata-jearima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novorin’i Davida ny Israely rehetra hatrany Sihora any Ejipta ka hatrany akaikin’i Hamata haka ny vata misy ny faneken’Andriamanitra avy any Kiriata-Jearima.
malagasy
Dia novorin'i Davida ny Isiraely rehetra hatrany Sihora any Egypta ka hatrany akaikin'i Hamata haka ny fiaran'Andriamanitra avy any Kiriata-jearima.