1 Chronicles 13:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noentiny tamin’ny sarety vaovao niala tao an-tranon’i Abinadaba ny vata misy ny faneken’Andriamanitra. I Oza sy i Ahio no nampandeha ny sarety.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Napetrany teo ambony sarety vaovao ny fiaran’Andriamanitra dia nentiny avy tao an-tranon’i Abinadaba: i Ozà sy i Ahiao nitarika ny sarety;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalaina tao an-tranon’i Abinadaba ny Vatamasina, dia nataingina teo ambony sarety vaovao; ka i Hozà sy i Ahiao no mpandroaka ny sarety.
Malagasy Bible 1865
Ary nentiny tamin'ny sariety vaovao niala tao an-tranon'i Abinadaba ny fiaran'Andriamanitra, ary Oza sy Ahio no nampandeha ny sariety.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noentiny tamin’ny sarety vaovao niala tao an-tranon’i Abinadaba ny vata misy ny faneken’Andriamanitra. I Oza sy i Ahio no nampandeha ny sarety.
malagasy
Ary nentiny tamin'ny sariety vaovao niala tao an-tranon'i Abinadaba ny fiaran'Andriamanitra, ary Oza sy Ahio no nampandeha ny sariety.