1 Chronicles 13:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Davida sy ny Israely rehetra kosa dia nitsinjaka fatratra teo anatrehan’Andriamanitra tamin’ny hira, ny lokanga, ny valiha, ny ampongatapaka, ny kipantsona ary ny trompetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Davida sy i Israely rehetra nandihy araka izay tratra teo anatrehan’Andriamanitra; sady nihira niaraka tamin’ny harpa aman-dokanga sy amponga tapaka, sy kipantsona aman’anjomara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Davida sy ny Israelita rehetra dia niravoravo araka izay tratry ny heriny manontolo teo anatrehan’Andriamanitra, ka nihira niaraka tamin’ny lokanga sy ny valiha mbamin’ny amponga sy ny kipantsona ary ny trompetra.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida sy ny Isiraely rehetra dia nitsinjaka fatratra teo anatrehan'Andriamanitra tamin'ny hira sy ny lokanga sy ny valiha sy ny ampongatapaka sy ny kipantsona ary ny trompetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Davida sy ny Israely rehetra kosa dia nitsinjaka fatratra teo anatrehan’Andriamanitra tamin’ny hira, ny lokanga, ny valiha, ny ampongatapaka, ny kipantsona ary ny trompetra.
malagasy
Ary Davida sy ny Isiraely rehetra dia nitsinjaka fatratra teo anatrehan'Andriamanitra tamin'ny hira sy ny lokanga sy ny valiha sy ny ampongatapaka sy ny kipantsona ary ny trompetra.