1 Chronicles 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga teo amin’ny famoloan’i Kidona izy dia nanatsotra ny tanany hihazona ny vata misy ny Fanekena i Oza, satria nibolasitra ny omby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga teo am-pamoloan’i Kidôna, dia naninjitra ny tanany hihazona ny Fiara i Ozà, fa nisolafaka ny omby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga teo akaikin’ny famoloan’i Kidôna izy ireo, dia naninji-tanana hihazona ny Vatamasina i Hozà satria saika hazeran’ny omby io.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga teo amin'ny famoloan'i Kidona izy, dia naninjitra ny tànany hihazona ny fiara Oza, satria nazeran'ny omby izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga teo amin’ny famoloan’i Kidona izy dia nanatsotra ny tanany hihazona ny vata misy ny Fanekena* i Oza, satria nibolasitra ny omby.
malagasy
Ary nony tonga teo amin'ny famoloan'i Kidona izy, dia naninjitra ny tànany hihazona ny fiara Oza, satria nazeran'ny omby izany.