1 Chronicles 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka tany amin’i Davida i Hirama, mpanjakan’i Tiro, sady nampanatitra hazo sedera ho azy no nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Hirama mpanjakan’i Tira, nandefa iraka tany amin’i Davida nitondra hazo sedera sy tambato ary mpandrafitra, hanao trano ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandefa iraka ho any amin’i Davida i Hirama mpanjakan’i Tiro, sady nandefa hazo sedera sy mpipai-bato ary mpandrafitra hazo mba hanao lapa ho azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Hirama, mpanjakan'i Tyro, naniraka olona tany amin'i Davida sady nampanatitra hazo sedera ary nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka tany amin’i Davida i Hirama, mpanjakan’i Tiro, sady nampanatitra hazo sedera ho azy no nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano koa.
malagasy
[Ny lapa nataon'i Davida, sy ny anaran'ny zanany] Ary Hirama, mpanjakan'i Tyro, naniraka olona tany amin'i Davida sady nampanatitra hazo sedera ary nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano ho azy.