1 Chronicles 14:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra nankao Baala-Perazima i Davida ka namely azy teo; dia hoy izy: Ny tanako no namakian’Andriamanitra ny fahavaloko hipariaka toy ny rano vaky; koa izany no nanaovany ny anaran’io tany io hoe Baala-Perazima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra nankany Baala-Farasìna izy ireo ka nandresy azy tao i Davida. Ary hoy i Davida: «Ny tanako no namakian’Andriamanitra ny fahavaloko, toy ny amakian’ny rano ny fefiloha.» Izany no nanaovana ny anaran’io fitoerana io hoe: Baala-Farasìna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niakatra nankao Bahala-Peratsima i Davida ka namely ny Filistinina tao. Ary hoy i Davida hoe: –Ny tanako no namakian’Andriamanitra ny fahavaloko hipariaka toy ny rano vaky. Izany no nanaovana ny anaran’io toerana io hoe Bahala-Peratsima.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra nankao Bala-perazima Davida ka namely azy teo; dia hoy izy: Ny tanako no namakian'Andriamanitra ny fahavaloko hipariaka toy ny rano vaky; koa izany no nanaovany ny anaran'izany tany izany hoe Bala-perazima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra nankao Baala-Perazima i Davida ka namely azy teo; dia hoy izy: Ny tanako no namakian’Andriamanitra ny fahavaloko hipariaka toy ny rano vaky; koa izany no nanaovany ny anaran’io tany io hoe Baala-Perazima.
malagasy
Dia niakatra nankao Bala-perazima Davida ka namely azy teo; dia hoy izy: Ny tanako no namakian'Andriamanitra ny fahavaloko hipariaka toy ny rano vaky; koa izany no nanaovany ny anaran'izany tany izany hoe Bala-perazima.[Bala-perazima = Tany nahavakiana]