1 Chronicles 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatanteraka izay nandidian’Andriamanitra azy i Davida ka namely ny miaramilan’ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gezera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Davida izay nandidian’Andriamanitra azy, ka nandresy ny tafiky ny Filistinina, hatrany Gabaôna ka hatrany Gazera izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao araka izay nandidian’Andriamanitra azy i Davida, ka nandresy ny tafiky ny Filistinina hatreo Gibehôna ka hatrany Gezera.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nanao araka izay nandidian'Andriamanitra azy Davida, ka dia namely ny miaramilan'ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gazera izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatanteraka izay nandidian’Andriamanitra azy i Davida ka namely ny miaramilan’ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gezera.
malagasy
Ary dia nanao araka izay nandidian'Andriamanitra azy Davida, ka dia namely ny miaramilan'ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gazera izy.Ary ny lazan'i Davida niely teny amin'ny tany rehetra; ary nataon'i Jehovah nahazo ny firenena rehetra ny tahotra an'i Davida.