1 Chronicles 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia fantatr’i Davida fa NY TOMPO efa nampitoetra azy ho mpanjakan’ny Israely ka voasandratra ny fanjakany noho ny amin’ny Israely olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia fantatr’i Davida, fa efa nampiorina azy ho mpanjaka amin’i Israely i Iaveh, satria voasandratra ny fanjakany, noho i Israely vahoakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia fantatr’i Davida tamin’izay fa ny TOMPO mihitsy no efa nanao azy ho mpanjaka teo amin’i Israely satria voasandratra avo ny fanjakany noho ny amin’ilay Israely vahoakan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia fantatr'i Davida fa Jehovah efa nampitoetra azy ho mpanjakan'ny Isiraely, ka voasandratra ny fanjakany noho ny amin'ny Isiraely olony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia fantatr’i Davida fa NY TOMPO efa nampitoetra azy ho mpanjakan’ny Israely ka voasandratra ny fanjakany noho ny amin’ny Israely olony.
malagasy
Dia fantatr'i Davida fa Jehovah efa nampitoetra azy ho mpanjakan'ny Isiraely, ka voasandratra ny fanjakany noho ny amin'ny Isiraely olony.