1 Chronicles 14:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampaka-bady tany Jerosalema indray i Davida ka niteraka zazalahy sy zazavavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola naka vady koa i Davida tany Jerosalema ka mbola niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola naka vady indray i Davida tao Jerosalema ka niteraka zazalahy sy zazavavy.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida nampaka-bady koa tany Jerosalema ka niteraka zazalahy sy zazavavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampaka-bady tany Jerosalema indray i Davida ka niteraka zazalahy sy zazavavy.
malagasy
Ary Davida nampaka-bady koa tany Jerosalema ka niteraka zazalahy sy zazavavy.