1 Chronicles 15:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Davida dia nanao trano ho azy tao an-Tanànan’i Davida sady nanamboatra fitoerana sy nanorina tranolay ho an’ny vata misy ny faneken’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Davida nanao trano ho azy tao an-tanànan’i Davida, dia nanomana fitoerana ho an’ny fiaran’Andriamanitra, ka nanorin-day ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Davida dia nanao trano ho an’ny tenany tao «an- tanànan’i Davida », sady nanomana toerana sy nanorina tranolay teo ho an’ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida nanao trano ho azy tao an-Tanànan'i Davida sady namboatra fitoerana sy nanorin-day ho an'ny fiaran'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Davida dia nanao trano ho azy tao an-Tanànan’i Davida sady nanamboatra fitoerana sy nanorina tranolay ho an’ny vata misy ny faneken’Andriamanitra.
malagasy
[Ny amin'ny nitondrana ny fiara niakatra tany Jerosalema] Ary Davida nanao trano ho azy tao an-Tanànan'i Davida sady namboatra fitoerana sy nanorin-day ho an'ny fiaran'Andriamanitra.