1 Chronicles 15:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Kenania, lehiben’ny levita, no tonian’ny fitondrana entana; nampianatra ny fitondrana entana izy satria hainy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Koneniasa, lehiben’ny Levita momba ny fitondrana ny fanaka no nitarika ny fitondrana, fa nahay izany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kenanià, lehiben’ny levita nisahana ny fitondrana ny Vatamasina, no nampianatra momba ny fitondrana azy satria nanavanana azy izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Kenania, lehiben'ny Levita, no tonian'ny fitondrana; ary nampianatra ny fitondrana izy, fa nahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Kenania, lehiben’ny levita, no tonian’ny fitondrana entana; nampianatra ny fitondrana entana izy satria hainy izany.
malagasy
Ary Kenania, lehiben'ny Levita, no tonian'ny fitondrana; ary nampianatra ny fitondrana izy, fa nahay.[Na: ny hira]