1 Chronicles 15:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Berekia sy i Elikana no mpiandry varavarana amin’ny vata misy ny Fanekena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Barakiasa sy i Elkanà, no mpiandry varavarana teo akaikin’ny Fiara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Berekià sy i Elkanà mpiandry vavahady no teo anilan’ny Vatamasina;
Malagasy Bible 1865
Ary Berekia sy Elikana no mpiandry varavarana amin'ny fiara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Berekia sy i Elikana no mpiandry varavarana amin’ny vata misy ny Fanekena*.
malagasy
Ary Berekia sy Elikana no mpiandry varavarana amin'ny fiara.