1 Chronicles 16:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy ho reharehanareo ny anarany masina! Aoka hifaly ny fon’izay mitady NY TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy rehareha ny Anarany masina, aoka ho faly ny fon’izay mitady an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireharehao ny anarany masina; aoka hifaly ny fon’ireo mitady ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ataovy ho reharehanareo ny anarany masina; Aoka hifaly ny fon'izay mitady an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy ho reharehanareo ny anarany masina! Aoka hifaly ny fon’izay mitady NY TOMPO!
malagasy
Ataovy ho reharehanareo ny anarany masina; Aoka hifaly ny fon'izay mitady an'i Jehovah.