1 Chronicles 16:13 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ianareo taranak’Israely mpanompony, ianareo olom-boafidiny, taranak’i Jakoba!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ry taranak’i Israely mpanompony, ry terak’i Jakôba, ianareo olom-boafidiny.
Malagasy Bible 1865
Hianareo taranak'Isiraely mpanompony, Hianareo olom-boafidiny, taranak'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ianareo taranak’Israely mpanompony, ianareo olom-boafidiny, taranak’i Jakoba!
malagasy
Hianareo taranak'Isiraely mpanompony, Hianareo olom-boafidiny, taranak'i Jakoba.