1 Chronicles 16:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy mandrakizay ny fanekeny, dia ilay teny nomeny ho an’ny taranaka arivo mandimby,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsahivo mandrakariva ny fanekeny, ny teny nataony ho an’ny taranaka arivo mandimby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy hatrany ny fanekempihavanany, dia ny fampanantenana izay napetrany ho an’ny taranaka arivo mifandimby:
Malagasy Bible 1865
Tsarovy mandrakizay ny fanekeny. Dia ilay teny voadidiny ho an'ny taranaka arivo mandimby,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy mandrakizay ny fanekeny, dia ilay teny nomeny ho an’ny taranaka arivo mandimby,
malagasy
Tsarovy mandrakizay ny fanekeny. Dia ilay teny voadidiny ho an'ny taranaka arivo mandimby,